Teny iditra | fidasidasiana (dasidasy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandehanana sy famindrana milamina sy mihaminkamina, ka tsy mirotoroto fa maotona [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | La démarche grave, l'action de se prélasser, le lieu, le motif [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |