Teny iditra deboka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny toerana iva sy lemademaka voahodidin' ny havoana na tendrombohitra. [1.1]
 Toerana lemademaka iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Dépression, cuvette [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 
Mpanahaka  lempona

Teny iditra deboka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feon' ny rano voakapoky ny tanana na zavatra hafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Splashing of water from something thrown in [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Le son de l'eau battue avec la main ou avec un objet [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29