Teny iditra dedadeda (deda)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Enti-milaza: Firehetam-ben' ny afo
¶ Fisamboaravoaram-paniriana tsy hay fefena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   blazing, flaming. Comp. redaREda [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   L'agitation, le mouvement des flammes [Abinal 1888]
Sampanteny  
Fifanahafana   redareda

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/13