Teny iditra fidedadedana (dedadeda)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana rehi-be: Fidedadedan' ny afo
¶ Fisamboaravoaram-paniriana tsy hay tonana: Fidedadedan' ny fitiavan-tanindrazana ao am-pony [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay L'action de flamber [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31