|
|
|
|

Teny iditra1  deraina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ankalazaina, omena voninahitra: Rariny raha derain' ny vahoaka ireo nanao manda tehezana niaro ny tanindrazana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to praise, to celebrate, to glorify; to speak well of a person
5  [1.7] to be praised
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] Qu'on loue: Derainao loatra izy (Vous le louez trop) ~ Mendrika hoderaina tokoa izy (Il mérite vraiment d'être loué)
7  [1.8] qu'on loue
Fototeny  8  dera
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny deraina io

Fivaditsoratra  14  aredany, denaria, deraina, iderana

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/04