|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : deraina

Ohabolana 1Akoholahy maneno an-drova, ka samy te-hoderain' ny tompony. [2.558]
Akoholahy maro an-drova : samy ta-haneno avokoa. [2.415 #181, 2.653 #64]
Toy ny akoholahy an-drova : ka tsy vitan' ny miedinedina fotsiny fa te-haneno koa. [2.558 #4249]
Toy ny akoholahy an-drova: samy ta-haneno avokoa. [2.165 #814]
Dikanteny frantsayCoqs nombreux dans un enclos : chacun veut chanter et faire taire les autres. [2.415 #181]
Pareils aux coqs habitant la même cour: ils veulent tous chanter en même temps. [2.165 #814]
Fanazavana frantsaySe disait de l' entourage du souverain, des courtisans qui veulent tous avoir la première place. [2.415 #181]

Ohabolana 2Amboalahy manitrika ka samy te-ho derain' ny tompony. [2.558 #165]
Amboalahy manitrika : samy te-hoderain' ny tompony. [2.415 #748, 2.653 #138]
Dikanteny frantsayChiens qui plongent : chacun veut être félicité par son maître. [2.415 #748]
Fanazavana frantsayLes petits cherchent les bonnes grâces de leurs chefs. [2.415 #748]

Ohabolana 3Aza te-hoderain' ny alika, ka mikiky taolana tsy misy hena. [2.165 #840]
Aza te-hoderain' ny alika ka mikiky taolan-tsy misy hena. [2.558 #813]
Te hoderain' ny amboa, ka mikiky taolan-tsy misy hena. [2.415 #2114]
Dikanteny frantsayC' est sans doute pour se faire louer du chien qu' il rogne un os où il n' y a rien à prendre. [2.415 #2114]
Ne cherchez pas à être loué par les chiens en rongeant pour cela des os qui n' ont plus de viande. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait des amateurs de louanges. [2.415]

Fizahan-teny