Teny iditra | diam-panorona (dia, sorona) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | sary misy tsipika mifanapatapaka tahaka ny sora-panorona [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | [ fanorona, a game] the cross marks made on the ground or a board for playing the game fanorona [Richardson 1885] | |
Voambolana | Kilalao | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |