|
|
|
|

Teny iditra1  diam-panorona
Singan-teny  2  dia, fanorona
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] sary misy tsipika mifanapatapaka tahaka ny sora-panorona
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [fanorona, a game] the cross marks made on the ground or a board for playing the game fanorona
Ohatra  6  ny rano ary ny rivotra, arak' izay hitanao amin'io diampanorona io : ny Alahamady Alakaosy Alahasaty dia vintan' afo. [1.381#]
7  Momba ny fanorona anefa, matetika soritana eo amin' ny tany ny diampanorona, dia maka voan-javatra na vato kely na tapatapa-javatra misy eo, dia efa lasa. [2.245#]
Voambolana  8  Kilalao
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  ampandroinao, diam-panorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02