Teny iditra diany
Sokajin-teny anarana dia sy mpisolo
Ohatra 
1Nanohy ny diany nianatsimo izy [Randriamamonjy: Tantara]
2Hoy izy nony nilaza ny anton-diany I Dada [Andraina: Mitaraina]
3ka nony notsoahana, iny nisy diany mifangitra tokoa [Ramangamalefaka: Solony]

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/20