Teny iditra | 1 diboka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Difotra ao anaty rano, na sarona tsy misy miseho: Dibo-drano ny tanimbary Feno: Dibokafaliana ny fonay amin' izao fahatongavanao izao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] full, crowded, covered, as with water |
Ohatra |
5 [2.996#] Fa diboka ny fahoriana ny fanahiko; |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 12 abodik, bodika, diboka, dobaky, kidabo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |