Teny iditra | diboka | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Difotra ao anaty rano, na sarona tsy misy miseho:
Dibo-drano ny tanimbary Feno: Dibokafaliana ny fonay amin' izao fahatongavanao izao [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Full, crowded, covered, as with water [1.2] | ||||||||||||
Ohatra | Fa diboka ny fahoriana ny fanahiko;
[2.996] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | bodika, diboka, dobaky, kidabo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |