|
|
|
|

Teny iditra1  dibo-kafaliana
Singan-teny  2 diboka, 3 hafaliana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  Vao mainka dibo-kafaliana sy nidobodoboka ny fon-dRasoa. [2.470#107]
6  Ny vahoaka rehetra dia velom-panantenana sy efa dibo-kafaliana ambony ihany. [2.472#189]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26