|
|
|
|

Teny iditra1  didiana
Fototeny  2  didy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tetehina na tapahina na silahina na hetezana: Didio io hena io dia atokony /Nodididian' iza itỳ akanjonao itỳ?
Ampanaovina, asaina atao: Efa nodidian' ny Fanjakana izany
Omena didy, omena baiko: Didiako ianao hivoaka ny trano
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be cut, to be ordered
6  [1.7] to be cut
to be commanded
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] qu'on coupe
à qui on commande
Ohatra  8  Ny ila sofiny didiana hisy ra mijananàka. [2.1022#]
9  fa izany fampodianao ny vadiko izany, matavy ka tsy azo didiana. [2.69#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny didiana io

Fivaditsoratra  15  adadiny, adidina, andidia, didiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21