|
|
|
|

Teny iditra1  didimananjara
Singan-teny  2  didy, manan-jara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomban' akanjo atohy amin' ny tenany eo ambonimbony manandrify ny tratra, fa tsy mba eo amin' ny valahana: Hasiana didimananjara, hono, ny akanjon-dRasoa
5  Ny akanjo misy izany fomban' akanjo izany: Mitondra akanjo didimananjara Ramavo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  a method of cutting out women's garments [1.2]
Ohatra  7  Sarifilanelina didimananjara daholo, na lehibe na kely, na lahy na vavy. [2.472#]
Voambolana  8  Toe-karena: zaitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20