Teny iditra (1/7) | 1 manana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza fa tompon' ny zavatra iray: Manana satrobory Isambilo ~ Manam-panahy Rasoa |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] to have, to possess 5 [1.7] to own |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] avoir, posséder 7 [1.196] posséder un capital |
Ohatra |
8 [1.3] manana vola be izy (Il possède beaucoup d'argent) 9 [1.3] manan-tsaina (Il a de l'intelligence) 10 [2.48] fa manana|mana tapaka tokoa aho ary manana|mana-namanana|mana, fa manome toky ahy hampanjaka ahy hianareo. |
Fototeny | 11 anana |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran' olona |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 104 Ohabolana misy io teny manana io |
Teny iditra (2/7) | 105 manàna |
Sokajin-teny | 106 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manana [Fitanisana] |
Fototeny | 107 anana |
Teny iditra (3/7) | 108 manana |
Sokajin-teny | 109 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
110 [1.1] Maka na misambo-bola misy zanany |
Fototeny | 111 hana |
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (4/7) | 113 manana |
Sokajin-teny | 114 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
115 [1.196] [Betsileo]
jaillir, s'épencher, se répandre |
Fototeny | 116 nana |
Teny iditra (5/7) | 117 mañaña |
Sokajin-teny | 118 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
119 [1.78] [Taisaka]
diso fanantenana |
Teny iditra (6/7) | 120 mañana |
Sokajin-teny | 121 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
122 [1.78] [Bezanozano, Tambahoaka, Sihanaka]
gaga 123 [1.78] [Bezanozano] hagagana |
Teny iditra (7/7) | 124 Manana |
Sokajin-teny | 125 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
126 [1.11] petit fleuve de la sous-préfecture de Manakara |
Voambolana |
127 Haitoetany: renirano, farihy |
Fivaditsoratra | 128 amanan, ananam, Manana, mañaña, manana, mañana, manàna, namana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |