|
|
|
|

Teny iditra1  difotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Sarona, rakotra: Difotry ny rano ny tanimbary
Rendrika ao anaty: Difotry ny alahelo i Neny tamin' ny nahalasanan' i zoky tany am-pita
Ihoarana, milentika ao anaty: Difotry ny mangahazo aho: loza izany raha hatsaran' izay voly
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2, 1.7] submerged, overwhelmed
5  [1.2] deluged. See safotra, tondraka
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] submergé, dépassé par
7  [1.3] plongé dans, qui a disparu sous l'eau, couvert
Ohatra  8  Angamba difotra alahelo loatra izy ka tonga verivery saina. [1.38]
9  difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo. [2.472]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  14  adifotr, adofitr, difotra, dofitra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31