Teny iditra dihy valotra (dihy, valotra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy dihy nampianarin' ny vazaha ka nalaza fahizay tao an-dRova, nisy karazany maro, toy ny Vorombola, Toamasina, Manjakamiadana [Rajemisa 1985]

2009/11/07