Teny iditra diky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fivalanana, tay: Dikin-tsoavaly [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy dung. Used of human dung only. See tay [Richardson 1885]
 filth, excrement [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay excrément, ordure, saleté [Abinal 1888]
 excrément (humain) [Hallanger 1974]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra tay

Teny iditra diky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy hasosorana [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay dégoût, déplaisir, ennui [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra dikidiky [fampiasa kokoa noho diky]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31