Teny iditra dikidiky (diky)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tanala] rikoriko [Rakotosaona 1972]
   Hasosorana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   vexation, annoyance. See sosotra, tezitra [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   dégoût, déplaisir, ennui [Abinal 1888]
Voambolana  
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   diky [tsy fampiasa kokoa noho dikidiky] ~ sosotra ~ tezitra
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/10