|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  diky
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  4  Fivalanana, tay: Dikin-tsoavaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  dung. Used of human dung only. See tay [1.2]
6  filth, excrement [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  excrément, ordure, saleté [1.3]
8  excrément (humain) [1.8]
Tovy hevitra  9  tay

Teny iditra (2/2)10  diky
Sokajin-teny  11  anarana
Voambolana  12  Ontam-po
Fanazavàna teny malagasy  13  hasosorana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  dégoût, déplaisir, ennui [1.3]
Sampanteny 
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Tovy hevitra  17  dikidiky

Fivaditsoratra  18  diky, kidy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31