Teny iditra dila
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tafadify, takona ary nifandiso tsy nifankahita, tafahoatra, lasa: Dila ny amin' ny efatra, tsy hitanao eto intsony aho [1.1]
  [Tambahoaka] Nidify [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Not caught, imperfectly heard: dila ny sofiko: I have not heard well ~ dila vava aho: I was wrong in what I said ~ dila lalana: got into the wrong way ~ dila anaka: not having found one's child [1.2]

Teny iditra dila
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Ampombo [1.78]
Voambolana 
Tovy hevitra lila

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31