Teny iditra dilatra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Vovo-tany maivana entin' ny rano amin' ny renirano ka mandry eny ho eny, manarona sy mahalonaka ny tany: Tany dilatra [Rajemisa 1985]
   nofon-tany mahavokatra nentin'ny riaka [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy   sedimentary deposits of earth [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   alluvion flottée, limon [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Teny nalaina  
Fifanahafana   angon-dilatra ~ tany dilatra

Teny iditra dilatra
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Famaritana malagasy   Enti-milaza fandalovan-javatra mahakasika kely. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra dilatra
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana anglisy   almost, nearly (Prov.) [Richardson 1885]

Teny iditra dilatra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Sihanaka] holapery [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06