Teny iditra mandilatra (dilatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahakasika kely foana, manolotra: Nandilatra ny sorony ny bala [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandilatra
nandilatra
handilatra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31