Teny iditra |
dilatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vovo-tany maivana entin' ny rano amin' ny renirano ka mandry eny ho eny, manarona sy mahalonaka ny tany: Tany dilatra [1.1]
|
| Nofon-tany mahavokatra nentin'ny riaka [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | Sedimentary deposits of earth [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Alluvion flottée, limon [1.13]
|
Ohatra | Tsy hihosim-potaka amin' ny tany mena sy ny tany dilatra.
[2.470]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
angon-dilatra ~
tany dilatra |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
dilatra
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fandalovan-javatra mahakasika kely. [1.1]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
dilatra
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
Almost, nearly [1.2]
|
|
Teny iditra |
dilatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Holapery [1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
dilatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Bezanozano]
(de dilatra, adjectif : touché à peine, effleuré).
Leptolaena multiflora Thouars (Sarcolaenaceae ).
Le nom est une allusion discrète aux emplois de cet arbre en sorcellerie (voir
birana).
Bois dur mais peu employé.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Leptolaena multiflora |
Voambolana |
|