Teny iditra | dilotra | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feo re avy amin' ny fifampikasohan' ny zavatra roa samy mafy; feo midridroka, na mikarantsana noho ny fikasohana [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Grincement, son strident ; friction, frottement [1.3] | ||||||||||||
Voambolana | Feo | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | dilotra, loditra |
Nohavaozina tamin' ny 2022/04/26 |