Teny iditra dimampolo (dimy, amana, folo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fandikana anglisy Fifty [Richardson 1885]
Fandikana frantsay Cinquante [3.1]
Fandikana iraisam-pirenena 50 [3.1]
Voambolana 
Sampanteny 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohatra 
1Nisy lalana dimampolo kilaometatra mahery no vitan' ny mpandositra tamin' izany, fa tsy nanitsy moa ny dia. [Andraina: Mitaraina, takila 62]
2Ny fahanterana moa manindry rahateo noho ny dimampolo efa nilaozana; [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 129]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31