Teny iditra dimanjato (dimy, zato)
Sokajin-teny mpamaritra
Fandikana anglisy five hundred [Richardson 1885]
Fandikana frantsay Cinq cent [3.1]
Fandikana iraisam-pirenena 500 [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohatra Misy dimanjato mahery izahay no ao amin' ny toby. [Andraina: Mitaraina, takila 232]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31