Teny iditra zato
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Sivy amby sivifolo ampiana iray, na folo impolo: Zato taona
¶ Ireto avy ny isa milaza ny isan-tokony zato: zato, roanjato, telonjato, efajato, dimanjato, eninjato, fitonjato, valonjato, sivinjato [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a hundred [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay cent [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986]
Famaritana iraisam-pirenena 100
Sampanteny 
Endriteny 
zato
-jato
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohatra Misy zato mahery ny mpiasa amin' ny toby iray. [Andraina: Mitaraina, takila 172]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny zato ity (6)
Adabozato
  Alakamisy-Ambohijato
  Ambohijato
  Ankilizato
  Anosizato
  Volazato
 

2017/06/29