|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  dindina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny ateraky ny feo lavareny sady mikarantsana ka mbola re mangintsina ao anaty sofina na dia efa mijanona aza
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] same as kinkina
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] comme tinTIna
Voambolana  6  Feo
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
Tsipelina hafa  10  gingina, kinkina, tintina

Teny iditra (2/2)11  dindina
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.19] [Tankarana] très solide.

Fivaditsoratra  14  dindina, nadidin, nandidy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31