|
|
|
|

Teny iditra1  dinginana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ihoarana, songonana: Nodinginan' ny mpifaninana aminy rehetra izy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be exceeded, to be left behind
Fototeny  5  dingina
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  dinganina, dinginana, diningana, nadingany, nadingina, nangidian

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21