|
|
|
|

Teny iditra1  dinidiniho
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana dinidinihina [Fitanisana]
Ohatra  3  [2.5] Koa aza bantiana avy hatrany ny anganoko, fa mba dinidiniho sy tsakotsakoy ihany.
4  [2.528] Izay àry no antony namoriana anareo, koa dia dinidiniho sy fakafakao ary tsakotsakoy any an-tranonareo any avy izany.
Fototeny  5  dinidinika

Fivaditsoratra  6  dinidiniho, hodidininy, hodinidiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19