| Teny iditra | 1 dinidiniho |
| Fototeny | 2 dinidinika |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana dinidinihina [Fitanisana] |
| Ohatra |
4 Koa aza bantiana avy hatrany ny anganoko, fa mba dinidiniho sy tsakotsakoy ihany.
[2.5#121]
5 Izay àry no antony namoriana anareo, koa dia dinidiniho sy fakafakao ary tsakotsakoy any an-tranonareo any avy izany. [2.528#135] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|