Teny iditra diniho (dinika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao dinihina [fitanisana]
Ohatra diniho sy vakio matetika hiany ny tantara sy ny fomba nentin-drazana [Callet: Tantara, takila 3]

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/01