Teny iditra dibadiba
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Feno ka henjana sy mibontsina [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to be full to excess; distended, said only of the abdomen. See diboka, diridiry [Richardson 1885]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra dibaka

Teny iditra dibadiba
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] hamaikana [Rakotosaona 1975]
Fandikana frantsay  [Taisaka] empressement [Deschamps 1936]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31