|
|
|
|

Teny iditra1  diso lalana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  very ka mandehandeha amin' ny lalana tsy izy; tsy nandeha amin' ny tena lalana ka very [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  in the wrong road, having lost one's way [1.2]5  on the wrong way [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  qui a perdu le chemin [1.8]
Singan-teny  7  diso, lalana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17