Teny iditra diso hevitra (diso, hevitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manam-pisainana na fihevitra manalavitra ny tokony ho izy na ny marina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2010/09/11