Teny iditra diso vala
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy Be dia be tsy hita isa (jereo Betsaka) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy [vala, an enclosure] an ox that has got out of the enclosure; used for abundant, plentiful, much, many [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31