Teny iditra ditsoka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Misy zavatra ao anaty maso: Ditsoka aho ka andraso kely aloha
¶ Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny maso ka jemby na tsy mahita: Ditsoka ny masoko ka mitete ranomaso
¶ Entin' ny alahelo na fahoriana mihatra ka feno ranomaso: Ditsoka ny fo amin' izao fahalasanan' ny olo-malala izao / Ny masoko ditsoka leoko ihany, fa ny fo re no ditsoka ka tomany (Ny Avana) [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay Un grain de poussière, un fétu qui entre ans l’œil ; l’œil aveuglé, rendu malade par ce fétu
¶ (ivrogne) ébloui par l'alcool
¶ terme servant de précaution oratoire durant le deuil royal [Abinal 1888]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31