Teny iditra | 1 dobodoboka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#110] [duplicatif diminutif] |
Ohatra |
5 [2.643#] Ary amin' izany fifandonana mafy izany no miteraka ny dobodoboka sy ny vovo-drano mijofo miakatra ka raha voan' ny taratr' andro dia manangana avana mahafinaritra. |
Fototeny | 6 doboka |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |