Teny iditra doboka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feon-javatra midafoka, mipoaka, ka mirohana sy migoboka
Feon' ampongabe velezina na ny zavamaneno sy ny feon' ny olona manao feo ambany dia ambany: Henonao izany dobok' amponga izany ? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A thumping sound, as of a drum [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Son retentissant, sourd, comme celui des tambours, des vagues qui se brisent, des cascades, du bourdonnement des oreilles, d’un coup de poing sur le dos [1.3]
 Son de battement, comme d'un tambour [1.8]
Ohatra Ny hira, ny kabary, ny dihy, ny feon-dikanga sy ny doboka amponga, izay samy mbola tsy hitako daholo, izany no fanaperana amin' ny fampisehoana tamiko. [2.472]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra doboka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fijanonana, fipetrahana elaela amin' ny tany na toerana iray. [1.1]
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07