|
|
|
|

Teny iditra1  dobohana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Velezina mafy ka miteraka feo migoboka izany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] qu'on fait retentir, résonner
Ohatra  5  [1.1] Nodobohany totohondry ny lamosiko
6  [1.3] Aza dobohanao tahaka izany ny ngorondon-kazo (Ne faites pas ainsi résonner le plancher)
Fototeny  7  doboka
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12  dobofana
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny dobohana io

Fivaditsoratra  14  andoboha, dobohana, hanabodo, nodaboha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21