|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  dodoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Maika, tery, na maimay; tsy manam-potoana betsaka azo ivalamparana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] pressé, qui a hâte de...
Sampanteny 
5  Anarana :
6  Mpamaritra :
Mpanahaka  7  dodona

Teny iditra (2/2)8  dodoka
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Taimoro] fialan-tsasatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21