Teny iditra | 1 dokafana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hindrahindraina amin' ny fiderana; roboana: Nodokafany loatra ny zanany ka nanjary mpiavonavona |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be praised, to be flattered |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on flatte, qu'on loue |
Fototeny | 6 doka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny dokafana io |
Fivaditsoratra | 12 andakofa, andokafa, dakofana, dokafana, fanadoka, fandoaka, nadofaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |