Teny iditra dokam-barotra (doka, varotra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fomba fampahafantarana sy fampanatonana ny entana mba hisarihana ny mpividy [SLP 1986]
Fandikana anglisy advertising, bragging, exaggerated praise [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay réclame, publicité [Hallanger 1974]
 publicité [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31