Teny iditra | dokam-barotra | |
Singan-teny | doka ; varotra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fampahafantarana sy fampanatonana ny entana mba hisarihana ny mpividy [1.13] | |
Fanazavàna teny anglisy | Advertising, bragging, exaggerated praise [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Réclame, publicité [1.8] | |
Publicité [1.13] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08 |