Teny iditra doko
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Sanga na volo atao mibokoboko eo aloha na eo aoriana an-katoka
¶ Nofo na mokon-doha hita amin' ny vavan' ny vorona indraindray na amin' ny oron' ny olona sasany [Rajemisa 1985]
 ny maha-izy azy [SLP 1986]
Fandikana frantsay identité [SLP 1986]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra doko
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Taimoro] irery, tsy manao inona [Rakotosaona 1975]
Teny mitovy hevitra doka

Teny iditra doko
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy  [Bara] [Rakotosaona 1975]
Sampanteny 

Teny iditra Doko
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Famaritana malagasy  Demoka [3.1]
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31