|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  doko
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] ny maha-izy azy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] identité

Teny iditra (2/5)5  doko
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Sanga na volo atao mibokoboko eo aloha na eo aoriana an-katoka
Nofo na mokon-doha hita amin' ny vavan' ny vorona indraindray na amin' ny oron' ny olona sasany
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3#112] Touffe de plumes on de cheveux à côté des oreilles
pomme, pommeau, caroncule, protubérance sur les bec des oiseaux ou sur le nez des gens.
Kamban-teny 
Anaram-biby 

Teny iditra (3/5)12  doko
Sokajin-teny  13  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.78] [Taimoro] irery, tsy manao inona
Tovy hevitra  15  doka

Teny iditra (4/5)16  doko
Sokajin-teny  17  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.78] [Bara]

Teny iditra (5/5)19  Doko
Sokajin-teny  20  anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  21  [3.1] Demoka
Voambolana  22  Haitoetany: renirano, farihy
Teny nalaina  23  Soratra misy io teny Doko io

Fivaditsoratra  24  doko, Doko

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/03