Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
dokoroka
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Fanjoretra na fanjonitra atao mba hangorahan' ny olona ny tena.
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
mandokoroka
matoantenin' ny fameno :
andokorohana
anarana :
fandokorohana
,
fandokoroka
,
mpandokoroka
mpamaritra :
mahadokoroka
Fivaditsoratra
dokoroka
,
kodoroka
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31