Teny iditra | 1 mandokoroka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manjoretra, manjonitra, manjokaiky mba hangorahan' ny olona ny tena: Mandokoroka ao alatrano ao ny zanakao |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#112] Persister, flagorner, importuner, être mélancolique. |
Fototeny | 5 dokoroka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/04 |
![]() |