|
|
|
|

Teny iditra1  dokotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazam-borona mitovitovy amin' ny ganagana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a muscovy duck
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.54, 1.8] canard musqué
Voambolana  6  Haibiby: vorona
Mpanahaka  7  sarindokotra
Anaram-biby 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny dokotra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12